Filazana Manjo
Nodimandry teo amin’ny faha-79 Taonany
Ramatoa Bodo RAMAMBASOA Florentine
(Mama Bodo )
Ny Alatsinainy 11 Desambra 2017 maraina .
Holazaina manaraka eto ihany ny fandaminana rehetra momba izany arakaraka ny fivoaran’ny vaovao voaray . Maniry fampiononana feno ho an’ny zanaka aman-jafy, ny fianakaviamben’ny FJKM sy ny mpiara-manompo rehetra.
« Iza no hahasaraka antsika amin’ny fitiavan’i Kristy ? Fahoriana va … ? .. fa matoky aho fa na fahafatesana na fiainana …dia tsy hahasaraka antsika amin’ny fitiavan’ Andriamanitra izay ao amin’i Kristy Jesoa Tompontsika . »Rom 8.37-39