Filazana avy amin’ny Gazety Marturia.
FILAZANA
Ilazana ianao mpamaky, fa ny laharana 873 no farany amin’ny gazety Marturia Vavolombelona amin’ity taona 2017 ity. Ny Alakamisy 11 Janoary 2018 indray no hivoaka ny laharana manaraka (Lah.874).
Misaotra Tompoko!