PS-SP 12 / 10 T
FANASANA
-Ny Foibe FJKM
-Ny Synodamparitany Antananarivo Atsinanana
-Ny Komitin’ny fankalazana
dia faly manasa anareo hiara-hidera sy hanome voninahitra an’ Andriamanitra amin’ny Fanompoampivavahana fankalazana ny faha-folo taonan’ny fiaraha- miasan’ny
SP Antananarivo Atsinanana sy ny Prezidà Synodaly
Andriamatoa RABENANTOANINA Philibert , Mpitandrina mianakavy
Izany dia hatao ny Alakamisy 14 Desambra 2017 amin’ny 9 ora sy sasany maraina , ao amin’ny FJKM Ambohitrarahaba
« Jehovah Tompoko no heriko sy fiderako, fa efa famonjena ahy Izy » Isaia 12.26