AFIFAB / Pylône Radio Fahazavana
FANASANA
Fifaliana ho an’ny FOIBE FJKM , ny Sekretera Jeneraly, ny AFIFAB ny manasa antsika amin’ny Fanompoampivavahana ho fisaorana an’ Andriamanitra noho ny fananganana Pylône Radio Fahazavana ,
Zoma 15 Desambra 2017
amin’ny 10 ora maraina
Chapelle Ambohibe Ilafy Fitahiana .
Manantena ny fahatongavantsika maro .
« Hianareo no fahazavan’izao tontolo izao » Mat 5.14