FIFA / Jobily fisotroandronono
FANASANA
« Fa ny fahasoavan’ Andriamanitra no naha-toy izao ahy… fa ny fahasoavan’ Andriamanitra no niara- niasa tamiko » 1 Kor 15.10
- Ny Filoha sy ny Birao Mpiandraikitra Foibe FJKM
- Ny Sekretera Jeneraly
- Ny Tonia Departemantan’ny Mpiasa sy ny Vola
- Ny Tale Fitantanana ny Fananana (FIFA)
- Ny Komitin’ny FIFA
- Ny Komitin’ny Fankalazana
dia faly manasa anareo hanatrika ny Fanompoampiavavahana fanomezam-boninahitra an’ Andriamanitra noho ny fisotroan-dronono sy fankalazana ny faha-20 taona niasana teo anivon’ny FOIBE FJKM an-d
RABEARISOA Hermann mianakavy
izay hatao ao amin’ny
-FJKM ILANIVATO MISIONERA
-Sabotsy 16 Desambra 2017
-9ora sy sasany maraina .
Tongava maro ary mifampilazà ho Voninahitr’ Andriamanitra .