CWM / 40 Taona
-Ny Filoha sy ny Birao Foibe FJKM-Ny Vaomieran’ny Irakadia faly manasa anareo hiombona amin’ny Fanompoampivavahana ho fankalazana an’ Andriamanitra noho ny
FAHA EFAPOLO TAONAN’ ny CWM (Council for World Mission )
Alahady 26 Novambra 2017
amin’ny 2ora sy sasany
Paroisse Internationale FJKM Andohalo
« Fanasitranana ilay tena voavakivaky , fanantenana ho amin’ny fihavaozana »
Manantena ny fahatongavanareo haneho ny fiombonantsika !