Ambohipotsy Rasalama Maritiora / 150 T

 

FANDAHARAM-POTOANA

Fanokafana ny Jobily: Alahady 19 Novambra 2017, manomboka amin’   ny 8 ora maraina:Fanompoampivavahana tarihin’ny Foibe FJKM, SPAA 11Fitsofandrano ho Mpandray ny Fanasan’ ny Tompo:

“ Andiany Vavolombelon’ nyTompo”

 Fampiratiana ny tantaran-dRasalama, ny Tantaran’ ny Fiangonana   Rasalama Maritiora Ambohipotsy

  • Sabotsy faha 16 Desambra , amin’ny 2 ora sy sasany : « Advent Show andiany-faha VI”, hira Noely hiarahana-amin’ny tarika ara-pilazantsara.
  • Alahady-faha 18 Febroary 2018: Andron’nytaranaka
  • Sabotsy 17 Novambra 2018: Ivon’nyJobily, fanompoam-pivavahana-tarihin’ny Foibe FJKM, SPAA 11, fitokanana ny Tsangambato: “ Akany-Rasalama”
  • Alahady 18 Novambra 2018: Ivon’ ny-Jobily, fanompoampivavahana miaraka amin’ny Fiangonana sy ny taranaka Ambohipotsy
  • Alahady 16 Desambra 2018: Famaranana ny Jobily

 

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 21. Alahady III manaraka ny Paska
Isaia 60. 18–22 | Lioka 11. 33 – 36 | Efesiana 5. 8–14

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

FJKM Fahazavana

ALAHADIN’NY DORKASY 2024

FJKM IFALIARIVO AMBANIDIA

Production FTV