SP 25 Ambalavao Tsien. / FJKM sy ny CNaPs

 

FAMPIOFANANA –AMBALAVAO TSIENIMPARIHY 
SP MATSIATRASOA

 

Anjaran’ny synodamparitany Matsiatrasoa sy Ambalavao Tsienimparihy indray izao no misitraka ny fampiofanana momba ny fiahiana ara-tsosialy, izay hotanterahin’i CNAPS eto an-drenivohitr’i Fianarantsoa ao amin’ny FJKM Ambalavao Fahazavana ny 13 sy 14 novambra 2017 ho avy izao.

Izany dia tafiditra indrindra ao anatin’ny fiaraha-miasan’ny Foibe FJKM sy ity orinasa mpiahy ara-tsosialy ny mpiasa tsy miankina amin’ny fanjakana ity. Asaina manokana amin’izany ireo fianakaviambe eny anivon’ny sekoly FJKM, ireo talen-tsekoly, ireo mpandraharaha, ireo mpitandrina , ary ireo mpikambana ao amin’ny biraon’ny synodamparitany.

TokiniAina

 

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV