RAVAOARISOA Juliette , 30 t maha-Mpitandrina

 

Iza moa ny Mpitandrina ?

Mpitandrina ao amin’ny FJKM Ampahitrosy Firaisana (SPAA11.Renim-pianakaviana. Efa maty ny vadiny tamin’ny 2003 ary manan-janaka 07 mianadahy ka ny 06 mianadahy no mbola velona.

Navoaka mpitandrina tao amin’ny Sekoly Biblika Lazaina Ranivo Maritiora (Synodam-paritany Ambatonakanga 22 taloha. Natao consecration tamin’ny taona 1998.

Efa nitandrina tao amin’ny FJKM Mahitsy Fehizoro Alasora, FJKM Fihaonana Fitiavana, FJKM Ambohijoky. Nanomboka tamin’ny 13 Mars 2005 izy no nitandrina tao amin’ny FJKM Ampahitrosy Firaisana  hatramin’izao taona 2017 izao .

 

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV