SFL / Fisaorana

Ho an’
Ny KOMITY FOIBE SFL rehetra
Ny Prezida Synodaly rehetra sy ny Birao miaraka aminy
Ny Filohan’ny VPL rehetra sy ny Birao miaraka aminy
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana ary ny Sampana Vondrona Fototra Laika rehetra
 
FISAORANA:
Hanapaka ao am-ponareo anie ny Fiadanan’ny Tompo ry Havana,
Ny Filoha sy ny Biraon’ny SFL, ny vady aman-janany sy ny fianakaviana manontolo dia maneho fisaorana sy fankasitrahana feno anareo tonga nidodododo sy nampahery ary niombona alahelo noho ny  fodiamandrin’
ANDRIANTSOA Yves Michel,
Tonian’ny SFL.
 
Niharihary tokoa ny Voninahitr’Andriamanitra tamin’ny fiombonana sy ny fikarakarana rehetra ka  ny Tompo  manankarem-pahasoavana anie hamaly fitia anareo.
 
 
 « Fa Andriamanitra tsy mba tsy marina hanadino ny asanareo sy nyfitiavana izay nasehonareo ho  voninahitry ny anarany » Hebreo 6: 10
 
Amin’ny anaran’ny Biraon’ny SFL sy ny Fianakaviana manontolo

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 21. Alahady III manaraka ny Paska
Isaia 60. 18–22 | Lioka 11. 33 – 36 | Efesiana 5. 8–14

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

FJKM Fahazavana

ALAHADIN’NY DORKASY 2024

FJKM IFALIARIVO AMBANIDIA

Production FTV