Hafatry ny Filoha

ANTSO AVO (I)

Manao antso  avo izahay  mba  hanova  ny fomba fisaina sy fomba fiasa isika ka hanao  ho zava-dehibe ny asa iombonana , tsy latsaka  noho ny asa manokana  ataontsika isam-piangonana , mba haneho  finiavana  tsy hanamaivanana ny asa iombonana  amin’ity fananganana ny tsagamabton’ny faha- 50 taona ity , fa tena  samy hiezaka  mafy  handray anajara  mihitsy . « Ry  Andriamanitra  velona ô,havaozy  sy ovay izahay « 

Ry havana malala , araka ny  ambaran’ny fitsipiky  ny  FJKM , and 265.8 , moa  dia Raiamandreny  ny Filohan’ny FJKM  . Koa  antso  avon’ny Raiamandreny  ihany  no ataonay . Tsy fanapahankevitra  anaovana teny midina , fa antso  avon’ny Raiamandreny mahatsiaro  fa mbola hamapamoahana  eo anatrehan’ Andriamanitra sy i Kristy  Jesoa , izay  hitsara  ny velona sy ny maty «  (2 Tim 4.1)

(mbola hitohy …)

IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi,Mpitandrina 

Filohan’ny FJKM

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV