FJKM Ankadimbahoaka/ fetin’ny taranaka
FILAZANA SY FIANTSOANA
« Manamasina azy amin’ny fahamarinana , ny teninao no fahamarinana » Jaona 17.17
Antsoina ny taranaky ny FJKM Ankadimbahoaka ho tonga hifanotrona sy hanatanteraka ny :
FETIN’NY ANKOHONANA sy
ny FIANAKAVIANA ary
ny TARANAKA
Alahady 30 Jolay 2017 , 8 ora sy sasany .
Zava-dehibe ny tanjona tratrarina enti-manana ho fampitaovana ny sekoly (fanaka sns…)