HERINANDRO MASINA 2017
PERIKOPA HERINANDRO FIARAHA-MIVAVAKA
Mba hisian’ny tena fiombonana dia nokendrena ho voarafitra ao anatin’ity perikopa ity na ny perikopa nalahatry ny F.F.P. na ny mofonaina nalahatry ny Sampana Sekoly Alahady isan’andro.
Noho izany no isian’ireo perikopa mety hiverina indroa satria sady perikopa Alahady maraina izy ohatra, no mofonaina ao anatin’ilay herinandro. Koa azo atao tsara ny mifidy ny perikopa voalahatra ao amin’ny mofonaina ho toriana na hampianarina.
HERINANDRO MASINA |
||||
Vavolombelon’ny Heriny ny Tompo |
||||
APRILY | TT | FILZ | EPIST | |
ALAH | 9 | Sal. 68, 7- 14 | Lio. 19, 37- 44 | 2 Pet. 1, 16- 21 |
ALAT | 10 | Jer.7, 1 -11 | Lio. 19, 45 – 48 | Asa .7, 44-53 |
TAL | 11 | Sal.55, 1 – 14 | Lio, 22 1 – 6 | Asa,23. 12 -15 |
ALAR | 12 | Sal. 69, 13- 19 | Lio.22, 39- 46 | Heb. 5, 1- 10 |
ALAK | 13 | Sal. 41, 4- 13 | Mat. 26, 20- 25 | Asa. 1, 15- 20 |
ZOM | 14 | Amo. 8, 7- 12 | Mat. 27, 45- 50 | 2 Kor. 4, 7- 11 |
SAB | 15 | Sal. 22, 1- 8 | Mar. 27, 51- 56 | Heb. 6, 16- 20 |
ALAH | 16 | Dan. 12, 8- 13 | Mat. 28, 1- 10 | 1 Kor. 1, 18- 25 |