FAMBOLENKAZO 2017

FILAZANA

Ny FOIBE FJKM dia manao antso amintsika Fitandremana sy ny isam-batan`olona mba handeha hiaraka hamboly hazo, araka izao :

  • Daty : 04 Febroary 2017
  • Ny toerana : FIHAONANA, Ankazobe , 60 km miala an`Antananarivo
  • Ny toerana hiarantsika miainga dia eo ANTANIMBARINANDRIANA MAHAMASINA amin`ny 7 ora maraina
  • Sarandalana : 2000 Ariary , mandroso sy miverina
  • Samy mitondra ny sakafony ny tsirairay
  • Manatona ety anivon`ny Foibe izay hisoratra anarana ho amin`izany

Manantena ny fiarahantsika mientana sy ny fifanomezan-tànana.

 

 

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 21. Alahady III manaraka ny Paska
Isaia 60. 18–22 | Lioka 11. 33 – 36 | Efesiana 5. 8–14

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

FJKM Fahazavana

ALAHADIN’NY DORKASY 2024

FJKM IFALIARIVO AMBANIDIA

Production FTV