FFKM / Herinandro Fiaraha-mivavaka 2017 .

FFKM.

Herinandron’ny fiaraha-mivavaka .

ho amin’ny firaisan’ny kristiana 2017.

Andao hihavana isika amin’Andriamanitra : « Ny Fitiavan’i kristy no manery antsika amin’izay » ( I Kor 5 : 14 – 20).

Any amin’ny faritra avaratra amin’ny bolan-tany : ny 14 ka hatramin’ny 22 Janoary no fanaovana ny herinandron’ny vavaka mba hiraisan’ny kristiana. Daty izay natolotr’i Paul Wattson io.

Ho antsika ato anatin’ny FFKM A.R. kosa dia ny Alahady 22 Janoary 2017 amin’ny 3 ora tolakandro no hanatanterahana azy ao amin’ny Katedraly Santa Laurent Ambohimanoro sy ao amin’ny Lycée Paul Minault Androhibe.

Toerana roa ireo izay isafidianantsika haleha ho amin’ny fiaraha-miombom-bavaka.

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV