Tranokalampifandraisana / Filazambaovao
Ho antsika tomponandraikitra samihafa eo anivon’ny Synodamparitany sy Fitandremana , Sampana , sehatra asa eo anivon’ny fiangonana manam-baovao tian-kampitaina ato amin’ny Tranokalam-pifandraisana (Site web FOIBE) dia aoka hanatona ny mpiandraikitra ao amin’ny varavarana 602 ( bis) , rihana fahenina, FOIBE FJKM Analakely ny amin’ny fomba hahazoana manatanteraka izany .
Fifandraisana :
033 11623 02