Rakotoarisoa H.Kaleba / 20T maha-Mpitandrina .

 

Ny Filoha  sy ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe FJKM

Ny Filoha sy ny Biraon’ny Sampana Sekoly Alahady Foibe FJKM sy ny mpiara-miasa rehetra  dia  faly   manasa  antsika Fiangonana  sy ny kristiana  rehetra  eto Antananarivo  sy ny manodidina  hiara- mankalaza an’ Andriamanitra  nohon’ny

 

Faha- 20taona maha- Mpitandrina

An-DRAKOTOARISOA Heritiana Kaleba , Mpitandrina  mivady ,

Tonian’ny Sampana Sekoly Alahady Foibe 

 

Izany dia hatao ny Alahady  11 Desambra 2016, manomboka amin’ny 2ora sy sasany .

« fa ampifalinao  amin’ny nataonao aho, Jehovah ô. Ny asan’ny tànanao no hihobiako … »Sal 92.4

Tongava maro . Samia mifampilaza ho Voninahitr’ Andriamanitra

 

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 21. Alahady III manaraka ny Paska
Isaia 60. 18–22 | Lioka 11. 33 – 36 | Efesiana 5. 8–14

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

FJKM Fahazavana

ALAHADIN’NY DORKASY 2024

FJKM IFALIARIVO AMBANIDIA

Production FTV