SP Alaotra Chrome (03) / 20 TAONA
« Misaora an’i Jehovah ny asany rehetra , eran’ny fanjakany » Sal 103.22a
FANASANA
-Ny Synodamparitany Alaotra Chrome
-Ny Komitin’ny faha- 20 Taona
dia faly manasa anareo hanotrona sy hiara- hivavaka aminay ho fankalazana an’ Andriamanitra noho ny
faha-20 Taonan’ny SP AC (1996-2016)
Daty : 13 Novambra 2016
Ora: 9ora maraina
Toerana : Amparafaravola
(Ambalavato , andrefan’ny Central Thermique JIRAMA)
Fandaharam-potoana:
Zoma 11 Novambra 2016
-Fifaninanana fanatanjahantena
-Fifaninanana hira
Sabotsy 12 Novambra 2016
-Maraina : maraim-baovao , fampianarana, fotoampivavahana , fitondrana am-bavaka ny Biraon’ny SP (ao amin’ny FJKM Amparafaravola)
-Hariva:Fifaninanana hira
Takarivam-piderana
Alahady 13 Novambra 2016
7.30 : Filaharambe Fijoroana ho vavolombelona
9ora : Fanompoampivavahana
-Famaranana ny fivoriana
-Famoahana sy fitsofandrano Mpitoriteny sy Katekista
-Fanamarihana ny faha-20 taona
-Hofaranana amin’ny fandraisana ny Fanasan’ny Tompo sy fiaraha-misakafo