SP Alaotra Chrome (03) / 20 TAONA

« Misaora an’i Jehovah  ny asany rehetra  , eran’ny fanjakany » Sal 103.22a

FANASANA

-Ny Synodamparitany Alaotra Chrome

-Ny Komitin’ny faha- 20 Taona

dia faly  manasa anareo   hanotrona  sy hiara- hivavaka  aminay  ho fankalazana  an’ Andriamanitra  noho  ny

faha-20 Taonan’ny SP AC (1996-2016)

Daty : 13 Novambra 2016

Ora: 9ora  maraina

Toerana : Amparafaravola

(Ambalavato , andrefan’ny Central Thermique JIRAMA)

Fandaharam-potoana:

Zoma 11 Novambra 2016

-Fifaninanana fanatanjahantena

-Fifaninanana hira

Sabotsy 12 Novambra 2016

-Maraina : maraim-baovao , fampianarana, fotoampivavahana ,   fitondrana  am-bavaka  ny Biraon’ny SP (ao amin’ny FJKM Amparafaravola)

-Hariva:Fifaninanana hira

Takarivam-piderana

Alahady 13 Novambra 2016

7.30 : Filaharambe Fijoroana ho vavolombelona

9ora : Fanompoampivavahana

-Famaranana  ny fivoriana

-Famoahana  sy fitsofandrano Mpitoriteny sy Katekista

-Fanamarihana  ny faha-20 taona

-Hofaranana  amin’ny fandraisana  ny Fanasan’ny Tompo  sy fiaraha-misakafo

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 21. Alahady III manaraka ny Paska
Isaia 60. 18–22 | Lioka 11. 33 – 36 | Efesiana 5. 8–14

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

FJKM Fahazavana

ALAHADIN’NY DORKASY 2024

FJKM IFALIARIVO AMBANIDIA

Production FTV