TOLOTRA TIM 2017

 

 

Indro  ny  Tolotra TIM 2017 ho an’ireo Mpitandrina  PEV .

Ireto manaraka ireto ny fepetra :
– Mahay miteny anglisy sy vonona hanamafy izany mandram-piainga Febroary 2017
– Mpitandrina lahy na vavy 18-30 taona mialoha ny Feb 17 / TSY MBOLA
MANAMBADY
– Manaiky fa tsy hanao raharaha (hanambady) ao anatin’ny fotoana iofanana TIM
– Tsy mbola voatokana
– Vonona hiatrika fahasamihafan’ny volintsaina
– Mila fanoloran’ny Tale AFF Foibe ka atao tonga zoma 29 okt
farafahatarany ny fisoratany anarana
– Afaka miakatra eto Antananarivo miatrika ny interview amin’ny
herinandro ( 31 Okt -04 Sept )

Fifandraisana : 033 12 159 92  ( Tale AFF)

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV