Fivorian’ny MF 01 SL XVIII.
Antsoina ny Mpikambana ao amin’ny Mpiandraikitra Foibe rehetra , ny President Synodal rehetra, ny Tonian’ny Sampana sy Sampanasa ary Asa eo anivon’ny Foibe FJKM ho tonga hanatrika ny Fivorian’ny MF 01 SL XVIII , izay hatao ao amin’ny CFD Ampandrana ny 19-26 Oktobra 2016 .
Mandritra izany fivoriana izany no hanavaozana izay ho :
–Sekretera Jeneraly
-Tonian’ny Departemantan’ny Fiangonana ,
-Tonian’ny Sekoly ary ny
-Tonian’ny Mpiasa sy ny Vola .
Entanina isika mba hitondra amam-bavaka isanandro izany fotoam-pivoriana izany hihariharian’ny Voninahitr’ Andriamanitra .